FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanangana ny tanany havia sy havanana nanondro ny lanitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony, teo ambonin’ilay renirano. Henoko izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona mandrakizay,+ hoe: “Hisy fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana.* Raha vao vita ny famotipotehina ny herin’ny olona masina,+ dia ho tanteraka izany rehetra izany.”

  • Apokalypsy 13:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nomena fahefana* hirehareha sy hanevateva an’Andriamanitra ilay bibidia, sady nomena fahefana hanao izay tiany nandritra ny 42 volana.+ 6 Nanomboka niteny àry izy, ka nanevateva+ an’Andriamanitra. Dia notevatevainy ny anaran’Andriamanitra sy ny fonenany, ary na izay mipetraka any an-danitra aza.+ 7 Ary navela hiady tamin’ny olona masina sy handresy azy ireo izy,+ sady nomena fahefana tamin’ny foko sy vahoaka sy olona samy hafa fiteny* ary firenena rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara