FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Noho ny fampahoriana* sy ny fitsarana, dia nesorina ny ainy.*

      Iza no handinika ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany?*

      Nesorina hiala tamin’ny tanin’ny velona izy.+

      Nokapohina* koa izy noho ny heloky ny vahoakako.+

  • Isaia 53:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho izany, dia homeko anjara miaraka amin’ny maro izy,

      Ka hifampizara babo miaraka amin’ny mahery.

      Fa nanome ny ainy izy ka maty mihitsy,+

      Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna.+

      Nitondra ny fahotan’ny olona maro koa izy,+

      Sady nanelanelana mba hahasoa an’ireo mpandika lalàna.+

  • Matio 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Fantatrareo fa ho tonga ny Paska+ rehefa afaka roa andro, dia hatolotra amin’ny fahavalony ny Zanak’olona mba hovonoina eo amin’ny tsato-kazo.”+

  • Lioka 24:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy tokony ho niaritra an’izany rehetra izany+ ve i Kristy mba homem-boninahitra?”+

  • 1 Korintianina 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara