Daniela 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary mbola nijery aho, dia hitako fa nisy osilahy iray+ avy any andrefana.* Dia nitety ny tany manontolo izy io nefa tsy nitehi-tany. Ary nisy tandroka iray nisongadina be teo anelanelan’ny masony.+ Daniela 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ilay osilahy lava volo indray dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka ngezabe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+
5 Ary mbola nijery aho, dia hitako fa nisy osilahy iray+ avy any andrefana.* Dia nitety ny tany manontolo izy io nefa tsy nitehi-tany. Ary nisy tandroka iray nisongadina be teo anelanelan’ny masony.+
21 Ilay osilahy lava volo indray dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka ngezabe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+