Daniela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary hisy 1 290 andro, manomboka amin’ny fotoana hanesorana an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+ Matio 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Marka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa hitanareo anefa fa mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—, dia mila mandositra any an-tendrombohitra izay any Jodia.+ Lioka 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 “Ary hisy 1 290 andro, manomboka amin’ny fotoana hanesorana an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+
14 “Rehefa hitanareo anefa fa mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—, dia mila mandositra any an-tendrombohitra izay any Jodia.+