-
Daniela 4:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsara tarehy ny raviny, betsaka ny voany, ary nisy sakafo ho an’ny rehetra teo aminy. Nialokaloka teo ambaniny koa ny bibidia, dia nipetraka teny amin’ny sampany ny voro-manidina, ary nahazo sakafo avy taminy ny zavaboary* rehetra.
-