-
Ezekiela 36:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia naparitako tany amin’ireo firenena izy ireo, ary naeliko tany amin’ny tany samihafa.+ Notsaraiko arakaraka izay nataony sy izay vitany izy ireo. 20 Rehefa tonga tany amin’ireny firenena ireny anefa izy ireo, dia nozimbazimbain’ny olona ny anarako masina+ rehefa nilaza izy ireo hoe: ‘Vahoakan’i Jehovah ireo, nefa tsy maintsy niala tany amin’ny taniny!’
-