FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa nipetraka tao Sitima+ ny Israely, dia nijangajanga tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+ 2 Nasain’ireo vehivavy ireo hiaraka aminy hanao sorona ho an’ny andriamaniny ny olona.+ Nihinana àry izy ireo, dia niankohoka tamin’ny andriamanitr’ireny.+ 3 Koa nanompo an’i* Balan’i Peora ny Israely,+ ka tezitra be tamin’izy ireo i Jehovah.

  • Deoteronomia 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ny masonareo mihitsy no nahita an’izay nataon’i Jehovah tamin’ny olona rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora. Naringan’i Jehovah Andriamanitrareo teo aminareo daholo ry zareo.+

  • Salamo 106:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia lasa nanompo an’i* Balan’i Peora+ izy ireo,

      Ary nihinana an’ireo sorona natolotra ho an’ny maty.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara