Hosea 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+ Hosea 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+
11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+
11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+