FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:57, 58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Niala taminy koa izy ireo sady nivadika toy ny razambeny.+

      Tsy azo nianteherana hoatran’ny tsipìka migoragora+ izy ireo.

      58 Nampahatezitra azy foana izy ireo noho ny toerana avo naoriny,+

      Ary nampisafoaka* azy noho ny sary sokitra nivavahany.+

  • Jeremia 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy i Jehovah tamiko tamin’ny andron’i Josia+ Mpanjaka: “‘Hitanao ve ny nataon’ny Israely mpivadika? Miakatra eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra izy mba hivaro-tena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara