-
Hosea 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Hataoko ahoana re ianao, ry Efraima e?
Ary hataoko ahoana re ianao, ry Joda e?
Fa toy ny zavona maraina ny fitiavanareo,*
Sady hoatran’ny ando vetivety dia levona.
-