Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela. Jeremia 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.
20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+