5 Koa nalefan’i Isaka nandeha i Jakoba, ka lasa nankany Padana-arama, ho any amin’i Labana, zanak’i Betoela Aramianina+ sady anadahin’i Rebeka+ renin’i Jakoba sy Esao.
5 Dia lazao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Aramianina nifindrafindra monina* ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ izy sy ny ankohonany dia nivahiny tany.+ Vitsivitsy no niaraka taminy tamin’izay, nefa lasa firenena lehibe sy matanjaka ary be mponina izy tany.+