-
1 Samoela 8:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy nety nihaino an’izay nolazain’i Samoela anefa ny vahoaka, fa niteny hoe: “Tsy mampaninona anay izany! Efa tena tapaka ny hevitray hoe aleo hisy mpanjaka hifehy anay. 20 Dia ho hoatran’ny firenena hafa rehetra izahay, ka hitsara sy hitarika anay ny mpanjakanay ary hiady ho anay amin’izay ady hataonay.”
-