Hosea 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy hamonjy anay i Asyria,+ Ary tsy hitaingin-tsoavaly izahay.+Tsy hiteny amin’ny asan’ny tananay intsony izahay hoe: “Ianao no Andriamanitray!”Ianao mantsy no mamindra fo amin’ny kamboty ray.’+
3 Tsy hamonjy anay i Asyria,+ Ary tsy hitaingin-tsoavaly izahay.+Tsy hiteny amin’ny asan’ny tananay intsony izahay hoe: “Ianao no Andriamanitray!”Ianao mantsy no mamindra fo amin’ny kamboty ray.’+