Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+ Mika 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Mika*+ avy any Moreseta, tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
1 Ny fahitan’i Isaia*+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Mika*+ avy any Moreseta, tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Jotama+ sy Ahaza+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+