-
Hosea 1:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nanomboka nampita ny teniny tamin’ny vahoaka, tamin’ny alalan’i Hosea, i Jehovah. Ary hoy i Jehovah tamin’i Hosea: “Mandehana maka vady. Ary hijangajanga* ilay vadinao, dia hahazo zanaka avy amin’ny fijangajangany* ianao. Nijangajanga* mantsy ity tany ity ka niala tanteraka tamin’i Jehovah.”+
3 Nanambady an’i Gomera zanakavavin’i Diblaima àry i Hosea. Dia bevohoka i Gomera ka nitera-dahy taminy.
-