FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:10-12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanangana tsangambato masina sy tsato-kazo masina*+ izy ireo, teny amin’ny havoana rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+ 11 Nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny amin’ny toerana avo rehetra koa izy ireo, toy ny nataon’ireo firenena nalefan’i Jehovah sesitany tsy ho eo anatrehan’izy ireo.+ Nanao ratsy foana izy ireo mba hampahatezitra an’i Jehovah.

      12 Mbola nanompo sampy maharikoriko*+ foana izy ireo, nefa i Jehovah efa niteny hoe: “Aza manao an’izany!”+

  • Jeremia 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ‘Fa efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao,+

      Ary notapahiko izay namatotra anao.

      Hoy anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.”

      Teny amin’ny havoana rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra+ mantsy ianao

      No nitsilailay nivaro-tena.+

  • Ezekiela 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nentiko tany amin’ilay tany efa nianianako homena azy izy ireo.+ Rehefa nahita ny havoana sy ny hazo be ravina rehetra anefa izy ireo,+ dia nanao sorona sy fanatitra mampahatezitra ahy. Teny izy ireo no nanao sorona mba ho hanitra mahafinaritra,* sy nandraraka fanatitra zava-pisotro.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara