-
Isaia 28:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Hahita loza ilay satroboninahitra* mirenty* anaovan’ireo mamo lava ao Efraima!+
Hahita loza koa ilay voninkazo tsara tarehy mihamalazo,
Eo amin’ny lohan’ilay lohasaha lonaka, izay misy an’ireo mamon-divay ireo!
2 Manana olona matanjaka sy mahery i Jehovah.
Hoatran’ny oram-be misy kotroka sy havandra izy, toy ny tafio-drivotra mandravarava,
Hoatran’ny oram-baratra mahatonga tondra-drano,
Ka hanipy mafy an’ilay satroboninahitra eny ambonin’ny tany.
-
-
Hosea 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nambolena teo amin’ny toerana be vilona i Efraima, ka hoatran’i Tyro+ izy amiko.
Izao anefa izy tsy maintsy mitondra ny zanany hovonoin’ny fahavalo.”
-