-
Deoteronomia 28:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Hamboly voaloboka sy hikarakara an’ilay izy ianao, saingy tsy hisotro divay na dia kely aza sady tsy hioty na inona na inona,+ satria ho lanin’ny kankana izany. 40 Hanana hazo oliva ianao manerana ny taninao, nefa tsy hihosotra menaka satria hihintsana ny olivanao.
-