-
Deoteronomia 26:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ireto entiko ireto àry ny voaloham-bokatry ny tany nomen’i Jehovah ahy.’+
“Apetraho eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ilay izy, ary miankohofa eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao. 11 Dia hifaly noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitrao taminao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita ary ny vahiny eo aminao.+
-