7 Ary nitovy tamin’ny soavaly voaomana ho any an’ady+ ireo valala ireo. Nisy hoatran’ny satroboninahitra volamena teo amin’ny lohany. Nitovy tamin’ny tarehin’olona ny tarehiny, 8 fa hoatran’ny volom-behivavy ny volony. Hoatran’ny nifin’ny liona ny nifiny,+