Amosa 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Ho avy ny andro’, hoy i Jehovah,‘Ka ho tratran’ny mpiasa tany ny mpijinja,Ary ho tratran’ny mpanitsakitsaka voaloboka ny mpamafy voa.+Hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+Ka hikoriana eny amin’ny* havoana rehetra.+ Zakaria 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tena tsara toetra mantsy izy,+Sady tena tsara tarehy. Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy,Ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+
13 ‘Ho avy ny andro’, hoy i Jehovah,‘Ka ho tratran’ny mpiasa tany ny mpijinja,Ary ho tratran’ny mpanitsakitsaka voaloboka ny mpamafy voa.+Hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+Ka hikoriana eny amin’ny* havoana rehetra.+
17 Tena tsara toetra mantsy izy,+Sady tena tsara tarehy. Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy,Ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+