-
Eksodosy 10:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao mba hisy haizina manerana an’i Ejipta, dia haizina mikitroka tsy ifankahitana.” 22 Tonga dia natsotran’i Mosesy nanondro ny lanitra ny tanany, ka nisy haizim-pito eran’i Ejipta nandritra ny telo andro.+
-