Joba 36:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ampiakariny ireo piti-drano;+Lasa zavona ireny, ka tonga orana;28 Dia araraky ny rahona+ izany,Ka mirotsaka amin’ny olombelona. Mpitoriteny 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
27 Ampiakariny ireo piti-drano;+Lasa zavona ireny, ka tonga orana;28 Dia araraky ny rahona+ izany,Ka mirotsaka amin’ny olombelona.