-
2 Tantara 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo, satria tsy mitsara ho an’ny olona ianareo, fa ho an’i Jehovah. Ary manampy anareo izy rehefa mamoaka didim-pitsarana ianareo.+
-
-
Amosa 5:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Avelao ny rariny hikoriana hoatran’ny rano,+
Ary ny fahamarinana hikoriana hoatran’ny renirano tsy mety ritra.
-