FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nisy roa lahy tsy misy ilana azy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota. Ary niampanga azy teo anatrehan’ny vahoaka izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Nentin’ny olona tany ivelan’ny tanàna izy taorian’izay, ary notorahany vato ka maty.+

  • Isaia 59:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mandika lalàna sy mandà an’i Jehovah izahay,

      Ary manome lamosina an’Andriamanitray.

      Mifampiresaka foana izahay hoe hampijaly sy hikomy.+

      Mamorona lainga ao am-ponay koa izahay,+ ka mingonongonona teny tsy marina.

  • Hosea 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Manao fampanantenana poakaty izy ireo, mianiana lainga,+ ary manao fifanekena.

      Hoatran’ny zavamaniry misy poizina eny an-tanimboly àry ny tsy rariny.+

  • Amosa 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Manao ny tsy rariny ianareo rehefa mitsara, ka lasa mangidy* ny fiainan’ny vahoaka.

      Ary atsipinareo amin’ny tany ny rariny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara