-
Hosea 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+
Halahelo an’ilay sampy izy ireo
Sy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.
Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby.
-
-
Amosa 5:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Aoka izay ny tabataban’ny hiranareo!
Ary tsy tiako ho heno intsony ny feon-kira milantolanto avy amin’ny zavamaneno fitendrinareo.+
-