FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘Aza manao ny tsy marina rehefa mandrefy, na mandanja, na mamatra.+ 36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.

  • Hosea 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Eny an-tanan’ny mpivarotra* anefa ny mizana mandainga,

      Ary tia manambaka izy.+

  • Mika 6:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mbola misy ao an-tranon’ny ratsy fanahy ve ny harena azony tamin’ny ratsy,

      Sy ny efaha* famarana nohakelezina, izay maharikoriko?

      11 Madio* ve aho raha mampiasa mizana mandainga,

      Sy manana kitapo misy vatomizana tsy marina?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara