1 Mpanjaka 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izany fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama+ izany no nahatonga azy ireo haringana sy hofoanana tsy ho etỳ ambonin’ny tany.+ 2 Mpanjaka 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nataon’ny mpanjakan’i Asyria sesitany tany Asyria ny Israely,+ ka napetrany tany Hala sy tany Habora izay eo akaikin’ny reniranon’i Gozana, ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+
34 Izany fahotan’ny ankohonan’i Jeroboama+ izany no nahatonga azy ireo haringana sy hofoanana tsy ho etỳ ambonin’ny tany.+
11 Dia nataon’ny mpanjakan’i Asyria sesitany tany Asyria ny Israely,+ ka napetrany tany Hala sy tany Habora izay eo akaikin’ny reniranon’i Gozana, ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+