Isaia 9:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatao mafy orina ny seza fiandrianana, Dia ho be fitiavana sy tsy hivadika ary ho mendri-pitokisana ilay mpanjaka hipetraka eo, ao amin’ny tranolain’i Davida.+Hitsara araka ny rariny izy, ary hampihariny haingana izay mahitsy.”+ Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Ezekiela 37:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Zakaria 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho fiarovana manodidina ny mponin’i Jerosalema i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Ary izay tafintohina* dia ho lasa hoatran’i Davida, amin’izany andro izany. Ny taranak’i Davida kosa hitovy amin’Andriamanitra, hitovy amin’ilay anjelin’i Jehovah izay mandeha eo alohany.+ Lioka 1:31-33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
5 Hatao mafy orina ny seza fiandrianana, Dia ho be fitiavana sy tsy hivadika ary ho mendri-pitokisana ilay mpanjaka hipetraka eo, ao amin’ny tranolain’i Davida.+Hitsara araka ny rariny izy, ary hampihariny haingana izay mahitsy.”+
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
8 Ho fiarovana manodidina ny mponin’i Jerosalema i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Ary izay tafintohina* dia ho lasa hoatran’i Davida, amin’izany andro izany. Ny taranak’i Davida kosa hitovy amin’Andriamanitra, hitovy amin’ilay anjelin’i Jehovah izay mandeha eo alohany.+