-
Ezekiela 25:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia izao lazaina momba ny Amonita: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony. Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Rehefa nozimbazimbaina ny toerako masina, sady lasa tsy misy mponina ny tanin’ny Israely, ary natao sesitany ny taranak’i Joda, dia nilaza ianao hoe: ‘Tsara ho azy izay!’
-