FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’ny Amonita+ i Jefta, mba hilaza hoe: “Fa naninona anao aho* no tafihinao ny taniko?” 13 Dia hoy ny mpanjakan’ny Amonita tamin’ireo olona nirahin’i Jefta: “Satria tamin’ny Israely niakatra avy tany Ejipta,+ dia nalain’izy ireo ny taniko, avy eo Arnona+ ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana.+ Avereno fotsiny ilay izy dia tsy miady isika.”

  • Jeremia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Izao no lazain’i Jehovah momba ny Amonita:+

      “Tsy manan-janaka lahy angaha ny Israely?

      Tsy manana mpandova angaha izy?

      Koa nahoana no alain’i Malkama+ ny tanin’i Gada?+

      Ary nahoana ny vahoakany no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara