Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.*+ Salamo 147:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.Lazainy amin’i Israely ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany.+ 20 Tsy nanao toy izany tamin’ny firenen-kafa+ izy;Tsy mahafantatra na inona na inona momba ny didim-pitsarany ireny. Derao i Jah!*+
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.*+
19 Milaza ny teniny amin’i Jakoba izy.Lazainy amin’i Israely ny fitsipiny sy ny didim-pitsarany.+ 20 Tsy nanao toy izany tamin’ny firenen-kafa+ izy;Tsy mahafantatra na inona na inona momba ny didim-pitsarany ireny. Derao i Jah!*+