Deoteronomia 28:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+ 24 Fasika sy vovoka no ranonorana harotsak’i Jehovah avy any an-danitra eo amin’ny taninao, mandra-pahalany ringana anao.
23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+ 24 Fasika sy vovoka no ranonorana harotsak’i Jehovah avy any an-danitra eo amin’ny taninao, mandra-pahalany ringana anao.