Hosea 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na mijangajanga* aza ianao, ry Israely ô,+Dia enga anie i Joda mba tsy hanao hoatr’anao!+ Aza mankany Gilgala+ na Beti-avena,+Ary aza mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+ Amosa 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.
15 Na mijangajanga* aza ianao, ry Israely ô,+Dia enga anie i Joda mba tsy hanao hoatr’anao!+ Aza mankany Gilgala+ na Beti-avena,+Ary aza mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+
4 ‘Mankanesa ao Betela mba handika lalàna,*+Ary manaova mihoatra noho izany ao Gilgala.+ Mitondrà sorona amin’ny maraina,+Ary mitondrà ampahafolon-karena,+ amin’ny andro fahatelo.