Amosa 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+
14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+