-
Jeremia 49:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Edoma.+ Ho tsiravina izay mpandalo mahita azy, ka hisioka noho ny loza rehetra hanjo azy. 18 Toy ny nandravana an’i Sodoma sy Gomora ary ireo tanàna manodidina azy”,+ hoy i Jehovah, “no hanjo an’i Edoma. Tsy hisy hipetraka intsony ao, ary tsy hisy olona hanorim-ponenana.+
-