Salamo 122:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema!+ Tsy hanana ahiahy izay tia anao. 7 Hisy fiadanana foana anie ao anatin’ny dongon-tany* miaro anao,Ary tsy hanana ahiahy mihitsy anie izay ao anatin’ireo tilikambonao voaro mafy!
6 Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema!+ Tsy hanana ahiahy izay tia anao. 7 Hisy fiadanana foana anie ao anatin’ny dongon-tany* miaro anao,Ary tsy hanana ahiahy mihitsy anie izay ao anatin’ireo tilikambonao voaro mafy!