-
Salamo 149:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Aoka ho eo am-bavany ny hira fiderana an’Andriamanitra,
Ary aoka hisy sabatra roa lela eny an-tanany,
7 Mba hamaliana an’ireo firenena
Sy hanasaziana ny vahoaka,
-
Ezekiela 35:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 ‘Noho izany, raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hovaliako araka ny hatezerana sy ny fialonana nasehonao ianao, noho ianao nankahala azy ireo.+ Ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy rehefa mitsara anao aho.
-
-
-