Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+ Ohabolana 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mampitsahatra fifandirana ny antsapaka,+Sady mamaha olana eo amin’ny* mpifahavalo samy matanjaka.
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+