FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ilay Andriamanitry ny andriamanitra, dia i Jehovah,*+ no miteny;

      Miantso ny tany izy,

      Hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.*

  • Salamo 50:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Miantso ny lanitra sy ny tany izy,+

      Mba hitsara ny vahoakany.+ Hoy izy:

  • Isaia 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mihainoa, ry lanitra, ary mihainoa tsara, ry tany!+

      Fa izao no nolazain’i Jehovah:

      “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+

      Nefa nikomy tamiko izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara