-
1 Mpanjaka 21:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nankao aminy i Jezebela+ vadiny, ary nanontany azy hoe: “Fa maninona ianao no malahelo be, dia tsy mety mihinan-kanina?” 6 Dia namaly i Ahaba hoe: “Nilaza tamin’i Nabota Jezirelita aho hoe: ‘Omeo ahy ny tanimboalobokao hovidiko. Na raha tianao, dia homeko tanimboaloboka hafa ianao ho takalony.’ Nilaza anefa izy hoe: ‘Tsy homeko anao ny tanimboaloboko.’”
-