-
Ezekiela 12:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Lazao amin’izy ireo àry hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsahatro izany ohabolana izany, ka tsy hisy hiteny an’izany intsony any Israely.”’ Lazao amin’izy ireo anefa hoe: ‘Efa akaiky ny fotoana,+ ary ho tanteraka daholo ny fahitana.’
-
-
Hosea 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho lasa adala ny mpaminaniny, ary ho very saina koa ny olona mihambo ho mitondra ny tenin’Andriamanitra.
Betsaka mantsy ny fahadisoanao, ka ho betsaka koa no hankahala anao.”
-