FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aiza indray no tianareo hikapohana anareo fa mbola mikomy ihany ianareo?+

      Efa marary ny loha manontolo,

      Sady marary koa ny fo manontolo.+

       6 Tsy misy tsy marary hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia,

      Sady feno ratra sy mangana ary fery.

      Tsy nisy notsaboina* anefa ireny, na nofehezina lamba, sady tsy nohosorana menaka.+

  • Jeremia 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nahoana no manaintaina foana aho, ary tsy misy fanafany ny ratrako?

      Tsy mety sitrana ilay izy.

      Ho lasa toy ny tahirin-drano mamitaka ve ianao,

      Ka tsy ho azo itokisana?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara