7 Dia hampiakarin’i Jehovah hamely azy
Ny mpanjakan’i Asyria+ sy ny voninahiny rehetra.
Hoatran’ny rano be mikoriana mafy avy any amin’ny Renirano izy,
Ary ho tondraka be,
Ka hihoatra ny morony rehetra ny rano,
8 Dia hibosesika eran’i Joda.
Hiakatra be izy ary hiparitaka, ka hisondrotra hatreny amin’ny vozona.+
Handrakotra ny sakan’ny taninao ny elany rehefa mivelatra,
Ry Imanoela ô!”+