19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’”
23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ dia i Davida mpanompoko,+ ka homeny sakafo ireny. Izy mihitsy no hanome sakafo azy ireo ka ho lasa mpiandry azy.+