FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razamben’izy ireo izy+

      Tany Ejipta, tao amin’ny faritr’i Zoana.+

  • Isaia 63:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nahatsiaro ny andro fahiny izy ireo,

      Dia ny andron’i Mosesy mpanompony, ka niteny hoe:

      “Fa aiza Ilay nitondra azy ireo niakatra avy tany an-dranomasina,+ niaraka tamin’ny mpiandry ny andian’ondriny?+

      Aiza Ilay nametraka ny fanahiny masina tao aminy?+

  • Jeremia 23:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ho avy anefa ny andro”, hoy i Jehovah, “izay tsy hilazana intsony hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah, ilay namoaka ny vahoakan’Israely avy tany Ejipta!’+ 8 Fa izao kosa no holazaina: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah, ilay namoaka sy nampody ny taranaky ny vahoakan’Israely avy tany amin’ilay tany any avaratra, sy avy tany amin’ny toerana rehetra nanaparitahako azy.’ Dia hipetraka ao amin’ny taniny izy ireo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara