FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 126:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nihomehy be mihitsy isika tamin’izay,

      Sady nihoby+ ny lelantsika.

      Nifampiresaka ny olona tany amin’ireo firenena tamin’izay hoe:

      “Nanao zavatra niavaka ho an-dry zareo i Jehovah!”+

  • Isaia 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+

      Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo.

      Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao.

  • Isaia 66:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Fantatro ny ataon’izy ireo sy ny eritreriny, ka ho avy aho mba hanangona ny olona avy any amin’ny firenena rehetra sy ny olona samy hafa fiteny rehetra. Dia ho tonga ireny ka hahita ny voninahitro.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara