Jeremia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+ Joela 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.+Fa araka ny efa nolazain’i Jehovah, dia eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ao Jerosalema no hisy an’ireo afa-mandositra,+Izany hoe ireo tafavoaka velona, izay antsoin’i Jehovah.”
3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+
32 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.+Fa araka ny efa nolazain’i Jehovah, dia eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ao Jerosalema no hisy an’ireo afa-mandositra,+Izany hoe ireo tafavoaka velona, izay antsoin’i Jehovah.”