Salamo 103:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanameloka antsika foana noho ny fahadisoana nataontsika izy,+Na hitana lolompo mandrakizay.+ Isaia 57:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy hiady aminy mandrakizay aho,Na ho tezitra foana.+Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona,+Ary ho reraka koa ny zavamananaina nataoko. Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
16 Fa tsy hiady aminy mandrakizay aho,Na ho tezitra foana.+Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona,+Ary ho reraka koa ny zavamananaina nataoko.
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+